Filankevi-Pilaminan' ny Firenena Mikambana
Apparence
Ny Filankevi-Pilaminan' ny Firenena Mikambana na Filankevi-Piarovan' ny Firenena Mikambana dia ny rantsana mpanatanteraka ao amin' ny Firenena Mikambana. Nofaritana ho manana andraikitra amin' ny fitandroana ny fandriam-pahalemana sy ny filaminana iraisam-pirenena izy araka ny Dinan' ny Firenena Mikambana ary manana fahefana manokana toy ny fitazomana ny fandriampahalemana, ny fametrahana sazy iraisam-pirenena ary ny fanomezan-dalana hanafika.
Firenena mpikambana[hanova | hanova ny fango]
Firenena | Vondrona | Masoivoho |
---|---|---|
Azia-Pasifika | Liu Jieyi | |
Eorôpa Andrefana sy hafa | Samantha Power | |
Eorôpa Andrefana sy hafa | Gérard Araud | |
Eorôpa Andrefana sy hafa | Mark Lyall Grant | |
Eorôpa Atsinanana | Vitali Churkin |