Bika miisa 8 491
Olona an-tapitrisany manerana an’izao tontolo izao no mampiasa ny tahirim-bikan’ny WordPress. Atolory ho ao amin’ny tahirim-bika ofisialin’ny WordPress.org koa ny bika noforoninao.
Te hahay hoe ahoana no famoronana bika miavaka ? Vakio ny Torolalana ho an’ny Mpamorona Bika ahafantaranao ny tsara ho fantatra rehetra momba ny famoronana Bika WordPress.
Miezaka hatrany isika hanatsara ny asa ho an’ny mpamorona bika sy ny mpampiasa azy, midika izany fa mety hisy fotoana hiova ny fepetra indraindray. Araho hatrany ireo fiovana farany ao amin’ny Blaogin’ny ekipa misahana ny bika.